Baiboly Fihirana APP
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana am'ny teny Malagasy.
BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao
FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
- Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira am'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (nhận dạng giọng nói bằng tiếng Pháp)
LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramena: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)
FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly Malagasy
- Vavaka samihafa
Tôi rất thích điều này khi sử dụng Internet một cách khó hiểu và không thể kết thúc bằng javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra

