Baiboly sy Fihirana FJKM

Ultima versione

Versione
Aggiornare
18 lug 2026
Sviluppatore
Installazioni
100+

App APKs

Baiboly Fihirana APP

Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely

Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny applicazione sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny malgascio.

BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao

FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
-Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (riconoscimento vocale in francese)

LITORGIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)

FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly malgascio
-Vavaka samihafa

Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra
Ulteriori informazioni

Pubblicità

#} #}