Baiboly sy Fihirana FJKM

Dernière version

Version
Mise à jour
18 juil. 2026
Développeur
Installations
100+

App APKs

Baiboly Fihirana APP

Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely

Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.

BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao

FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
- Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)

LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)

FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly Malagasy
- Vavaka samihafa

Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra
Lire la suite

Publicité

#} #}